Josoa 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’” Josoa 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany. Josoa 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary naniraka olona ho any amin’i Josoa tany an-toby tao Gilgala+ ny Gibeonita, nanao hoe: “Aza mahafoy anay mpanomponao.+ Miakara haingana atỳ aminay ka vonjeo izahay ary ampio, fa mivondrona hiady aminay avokoa ny mpanjakan’ny Amorita monina eny amin’ny faritra be tendrombohitra.” Mika 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+
3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’”
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany.
6 Ary naniraka olona ho any amin’i Josoa tany an-toby tao Gilgala+ ny Gibeonita, nanao hoe: “Aza mahafoy anay mpanomponao.+ Miakara haingana atỳ aminay ka vonjeo izahay ary ampio, fa mivondrona hiady aminay avokoa ny mpanjakan’ny Amorita monina eny amin’ny faritra be tendrombohitra.”
5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+