Eksodosy 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+ Eksodosy 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+ Eksodosy 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Tandremo izay zavatra andidiako anao anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+ Deoteronomia 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia horoahin’i Jehovah noho ny aminareo ireo firenena rehetra ireo.+ Ary ianareo handroaka firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo.+
30 Fa horoahiko tsikelikely tsy ho eo anatrehanao izy ireo, mandra-pahatonganao ho maro be ka ho lasanao tokoa ilay tany.+
2 Ary haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita sy ny Amorita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+
11 “Tandremo izay zavatra andidiako anao anio.+ Horoahiko tsy ho eo anatrehanao ny Amorita sy ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Hivita ary ny Jebosita.+
23 dia horoahin’i Jehovah noho ny aminareo ireo firenena rehetra ireo.+ Ary ianareo handroaka firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo.+