FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa izao kosa no nolazaiko: ‘Tsy horoahiko hiala eo anatrehanareo ireny, fa ho fandrika ho anareo.+ Ary ny andriamaniny ho fakam-panahy ho anareo.’”+

  • Mpitsara 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 dia tsy hisy horoahiko hiala eo anatrehany, na iray aza, ireo firenena mbola navelan’i Josoa ho eo, fony izy maty.+

  • Mpitsara 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka namidiny+ teo an-tanan’i Kosana-risataima mpanjakan’i Mezopotamia+ izy ireo. Ary nanompo azy valo taona ny zanak’Israely.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara