Deoteronomia 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Ho eo aminy foana izany, ary hovakiny amin’ny andro rehetra iainany,+ mba hianarany hatahotra an’i Jehovah Andriamaniny ka hitandremany sy hankatoavany izay rehetra voalazan’io lalàna io sy ireto fitsipika ireto.+ Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.+ 1 Timoty 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Eritrereto tsara izany,+ ary aoka ianao hifantoka tanteraka amin’izany, mba hiseho amin’ny rehetra ny fandrosoanao.+ Jakoba 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.
19 “Ho eo aminy foana izany, ary hovakiny amin’ny andro rehetra iainany,+ mba hianarany hatahotra an’i Jehovah Andriamaniny ka hitandremany sy hankatoavany izay rehetra voalazan’io lalàna io sy ireto fitsipika ireto.+
15 Eritrereto tsara izany,+ ary aoka ianao hifantoka tanteraka amin’izany, mba hiseho amin’ny rehetra ny fandrosoanao.+
25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.