Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana. Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+Ary ato anatiko ny lalànao.+ Romanina 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tena mahafinaritra+ ahy ny lalàn’Andriamanitra, araka ny toetra maha izy ahy,+ Jakoba 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.
7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.
25 Fa izay mijery tsara ny lalàna tonga lafatra+ mitondra fahafahana, ary maharitra amin’izany, ka tonga mpankatò ny teny+ fa tsy mpihaino manadino, dia ho sambatra+ izy rehefa mankatò.