Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.+