FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+

      Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+

      Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.

  • Salamo 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+

      Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+

      Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+

      Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+

  • 1 Timoty 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara