22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+
2 Manaova teny fibebahana ka miverena amin’i Jehovah.+ Milazà aminy ianareo rehetra hoe: ‘Enga anie ka hamela heloka ianao!+ Ary raiso izay tsara. Izahay kosa, ho setrin’izany, dia hanolotra ny vokatry ny molotray, dia ny vantotr’ombilahy fiderana.+
47 Noho izany, dia lazaiko aminao fa voavela ny helony,+ na dia betsaka aza, satria be fitiavana izy. Fa izay voavela tamin’ny kely, dia kely fitiavana.”