2 Samoela 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hoy i Davida+ tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Dia hoy i Natana: “Mamela* ny fahotanao i Jehovah,+ ka tsy ho faty ianao.+ Salamo 130:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izy no hanavotra ny Israely ho afaka amin’ny fahadisoany rehetra.+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+
13 Ary hoy i Davida+ tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Dia hoy i Natana: “Mamela* ny fahotanao i Jehovah,+ ka tsy ho faty ianao.+