Salamo 103:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+ Titosy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanolotra ny tenany+ ho antsika izy mba hanafahany+ antsika amin’ny karazana fandikan-dalàna rehetra sy mba hanadiovany+ firenena iray ho azy manokana,+ dia firenena mazoto amin’ny asa tsara.+
4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+
14 Nanolotra ny tenany+ ho antsika izy mba hanafahany+ antsika amin’ny karazana fandikan-dalàna rehetra sy mba hanadiovany+ firenena iray ho azy manokana,+ dia firenena mazoto amin’ny asa tsara.+