Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ 1 Timoty 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny. 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+
6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no tokony hotorina amin’ny fotoan’androny.
19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+