Galatianina 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika. Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+ Kolosianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny Zanaka no ahazoantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana, dia ny famelana ny helotsika.+
4 Nanolotra ny tenany noho ny fahotantsika izy+ mba hanafahany antsika amin’ity tontolo ratsy ity,+ araka ny sitrapon’ilay+ Andriamanitra Raintsika.
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
14 Ny Zanaka no ahazoantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana, dia ny famelana ny helotsika.+