Salamo 34:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Manavotra ny ain’ny mpanompony i Jehovah,+Ary tsy hisy homelohina izay mialoka aminy.+ Salamo 56:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+ Salamo 69:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manatòna ahy, ka vonjeo aho.+Mba avoty eo an-tanan’ny fahavaloko aho.+
13 Fa novonjenao tsy ho faty aho.+Tsy ianao ve no niaro ny tongotro tsy ho tafintohina?+Mba handehanako eo anatrehan’Andriamanitra, amin’ny fahazavan’ny velona.+