FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nianiana+ ny mpanjaka hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ izay nanavotra+ ahy+ tamin’ny fahoriako rehetra,+

  • Salamo 71:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Hihoby ny molotro isaky ny te hihira fiderana ho anao aho,+

      Dia izaho izay navotanao.+

  • Salamo 103:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+

      Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+

  • Fitomaniana 3:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Niady ho ahy teo amin’ny fitsarana ianao, Jehovah ô!+ Navotanao ny aiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara