Salamo 71:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hihoby ny molotro isaky ny te hihira fiderana ho anao aho,+Dia izaho izay navotanao.+ Jeremia 50:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eo amin’ny fitsarana izy,+ mba hanomezany fialan-tsasatra ny tany+ sy hampitebiteby ny mponin’i Babylona.”+
34 Mahery anefa ilay Mpanavotra azy.+ Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.+ Tsy maintsy hiady ho azy ireo eo amin’ny fitsarana izy,+ mba hanomezany fialan-tsasatra ny tany+ sy hampitebiteby ny mponin’i Babylona.”+