Salamo 63:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Afa-po amin’ny tsara indrindra aho, eny, afa-po amin’ny matavy,+Ary molotra feno fihobiana no ideran’ny vavako anao.+ Salamo 104:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hihira ho an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako,+Ary hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+
5 Afa-po amin’ny tsara indrindra aho, eny, afa-po amin’ny matavy,+Ary molotra feno fihobiana no ideran’ny vavako anao.+
33 Hihira ho an’i Jehovah aho mandritra ny androm-piainako,+Ary hihira fiderana ho an’Andriamanitro aho raha mbola velona koa.+