Salamo 43:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hankeo amin’ny alitaran’Andriamanitra aho,+Dia any amin’Andriamanitra, izay fifaliako sy firavoravoako.+Ary hidera anao amin’ny harpa aho Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitro.+ Salamo 71:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hihoby ny molotro isaky ny te hihira fiderana ho anao aho,+Dia izaho izay navotanao.+ Salamo 135:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miderà an’i Jah, fa tsara i Jehovah.+Manaova hira fiderana ho an’ny anarany, fa mahafinaritra izany.+
4 Hankeo amin’ny alitaran’Andriamanitra aho,+Dia any amin’Andriamanitra, izay fifaliako sy firavoravoako.+Ary hidera anao amin’ny harpa aho Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitro.+
3 Miderà an’i Jah, fa tsara i Jehovah.+Manaova hira fiderana ho an’ny anarany, fa mahafinaritra izany.+