2 Samoela 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+ Salamo 81:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manaova hira fiderana,+ ary makà ampongatapaka+Sy harpa mahafinaritra ary lokanga.+
5 Dia nanao fety teo anatrehan’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka nampiasa ny karazan-javamaneno rehetra vita tamin’ny hazo zenevrie, ary nampiasa harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy korintsana ary kipantsona.+