1 Tantara 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nankalaza+ izany fotoana izany teo anatrehan’Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao izany araka izay tratry ny heriny sady nihira+ niaraka tamin’ny harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy kipantsona ary trompetra.+ Salamo 150:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Derao amin’ny kipantsona tsara feo+ izy,Ary derao amin’ny kipantsona+ avo feo.
8 Ary nankalaza+ izany fotoana izany teo anatrehan’Andriamanitra i Davida sy ny Israely rehetra, ka nanao izany araka izay tratry ny heriny sady nihira+ niaraka tamin’ny harpa+ sy lokanga+ sy ampongatapaka+ sy kipantsona ary trompetra.+