Genesisy 48:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ry anjely nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra,+ tahio ireto zaza ireto.+Ary aoka hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,+Ary aoka hitombo maro be eto ambonin’ny tany izy ireo.”+ 2 Samoela 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona+ koa i Jehovah izay nanavotra+ ny aiko+ ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra,+ Salamo 103:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+
16 Ry anjely nanavotra ahy tamin’ny loza rehetra,+ tahio ireto zaza ireto.+Ary aoka hantsoina eo amin’izy ireo ny anarako sy ny anaran’i Abrahama sy Isaka raiko,+Ary aoka hitombo maro be eto ambonin’ny tany izy ireo.”+
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona+ koa i Jehovah izay nanavotra+ ny aiko+ ho afaka tamin’ny fahoriana rehetra,+
4 Izy koa no manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka,+Sy manome anao satroboninahitra, dia hatsaram-panahy sy famindram-po,+