Levitikosy 7:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay mihinana amin’ny tavin’ny biby atolony ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, dia haringana+ tsy ho eo amin’ny fireneny. Salamo 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Manaram-po amin’ny sakafo matavy ao an-tranonao izy,+Ary ataonao migoka fahafinaretana mikoriana toy ny rano.+ Jeremia 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah.
25 Fa izay mihinana amin’ny tavin’ny biby atolony ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah, dia haringana+ tsy ho eo amin’ny fireneny.
8 Manaram-po amin’ny sakafo matavy ao an-tranonao izy,+Ary ataonao migoka fahafinaretana mikoriana toy ny rano.+
14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah.