Salamo 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+ Jeremia 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah. Zakaria 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa lehibe tokoa ny hatsaran-toetrany+ sy ny hatsaran-tarehiny!+ Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy, ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+
4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+
14 Hataoko manaram-po amin-javatra matavy ny mpisorona,+ ary ny oloko hataoko vokin’ny hatsaran-toetrako”,+ hoy i Jehovah.
17 Fa lehibe tokoa ny hatsaran-toetrany+ sy ny hatsaran-tarehiny!+ Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy, ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+