Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+ Salamo 84:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra ny olona monina ao an-tranonao!+Fa midera anao foana izy ireo.+ Sela. Salamo 84:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo any an-toeran-kafa.+Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’Andriamanitro,+Toy izay hiriaria ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+
10 Fa ny indray andro eo an-tokotaninao dia tsara noho ny arivo any an-toeran-kafa.+Aleoko mijoro eo an-tokonam-baravaran’ny tranon’Andriamanitro,+Toy izay hiriaria ao amin’ny tranolain’ny ratsy fanahy.+