Salamo 51:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+ Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Izaho Ilay mikosoka+ ny fahadisoanao+ noho ny amiko,+ ary tsy hotsarovako ny fahotanao.+ Isaia 44:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+ Lioka 7:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Rehefa tsy nanan-kaloa ireo, dia namela+ tanteraka ny trosan’izy roa lahy izy. Koa iza amin’izy roa lahy àry no ho tia azy bebe kokoa?” 1 Timoty 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa lehibe indrindra ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’ny Tompontsika,+ sy ny finoana, ary ny fitiavana ao amin’i Kristy Jesosy.+
51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+
22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+
42 Rehefa tsy nanan-kaloa ireo, dia namela+ tanteraka ny trosan’izy roa lahy izy. Koa iza amin’izy roa lahy àry no ho tia azy bebe kokoa?”
14 Fa lehibe indrindra ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’ny Tompontsika,+ sy ny finoana, ary ny fitiavana ao amin’i Kristy Jesosy.+