Romanina 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tonga koa ny Lalàna+ mba hampisehoana fa be dia be ny heloka.+ Teo amin’izay nisian’ny ota+ be dia be anefa, dia vao mainka be dia be ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+
20 Ary tonga koa ny Lalàna+ mba hampisehoana fa be dia be ny heloka.+ Teo amin’izay nisian’ny ota+ be dia be anefa, dia vao mainka be dia be ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+