FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 32:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Sambatra izay voavela ny helony ary voasarona ny fahotany.+

  • Salamo 103:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa izy no mamela ny fahadisoanao rehetra,+

      Sy manasitrana ny aretinao rehetra.+

  • Isaia 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.

  • Matio 18:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nangoraka azy ny tompony ka namela azy handeha,+ ary nahafoy an’ilay trosa.+

  • Lioka 7:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Noho izany, dia lazaiko aminao fa voavela ny helony,+ na dia betsaka aza, satria be fitiavana izy. Fa izay voavela tamin’ny kely, dia kely fitiavana.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara