Salamo 85:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa namela ny fahadisoan’ny olonao ianao,+Ary efa ninia tsy nijery ny fahotany rehetra.+ Sela. Isaia 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy. Asan’ny Apostoly 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah Romanina 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Sambatra izay voavela ny helony,+ ary voasarona ny fahotany.+
18 “Avia hifandamina isika”, hoy i Jehovah.+ “Fa na mena midorehitra aza ny fahotanareo, dia hatao fotsy mangatsakatsaka,*+ ary na toy ny ravin-damba mena antitra aza, dia ho toy ny volonondry fotsy.
19 “Koa mibebaha,+ ka miverena+ hamonoana ny fahotanareo,+ mba hisian’ny fotoana mamelombelona+ avy amin’i Jehovah