FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hanadio ahy amin’ny hysopa* anie ianao, mba ho afaka ny fahotako ka hadio aho!+

      Hosasanao anie aho, mba ho fotsy mangatsakatsaka!*+

  • Isaia 44:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+

  • Fitomaniana 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Nadio+ be* ny Naziritany,+ sady fotsy noho ny ronono.

      Mena+ noho ny haran-dranomasina* izy ireo, sady nangirana toy ny safira.+

  • Mika 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hamindra fo+ amintsika indray izy, ary horeseny ny fahadisoantsika.+ Ary hatsipinao any amin’ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara