FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoy koa izy ireo tamin’i Josoa: “Efa natolotr’i Jehovah teo an-tanantsika+ ilay tany manontolo, ka kivy noho ny amintsika ny mponina rehetra ao amin’ilay tany.”+

  • Salamo 44:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy ny sabany no nahazoany ilay tany,+

      Ary tsy ny sandriny no nahavonjy azy,+

      Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tavanao,

      Satria sitrakao izy ireo.+

  • Asan’ny Apostoly 7:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara