FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hivonona amin’ny fiadiana anefa izahay,+ sady haka toerana eo alohan’ny zanak’Israely mba hiady, mandra-pitondranay azy any amin’ny toerany, na rahoviana izany na rahoviana. Fa ny zanakay madinika kosa hitoetra ao amin’ny tanàna misy manda, mba tsy ho hitan’ny mponina eto amin’ity tany ity.

  • Nomery 32:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ka rehefa resy eo anoloan’i Jehovah ilay tany,+ vao hiverina ianareo,+ dia tsy ho meloka eo anatrehan’i Jehovah sy ny Israely ianareo. Ary ho lasanareo eo anatrehan’i Jehovah ity tany ity.+

  • Deoteronomia 3:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 mandra-panomen’i Jehovah fiadanana ho anareo sy ny rahalahinareo, ka ho azon’izy ireo ilay tany eny ampitan’i Jordana, izay omen’i Jehovah Andriamanitrareo azy. Aorian’izay ianareo vao hiverina, ka samy ho any amin’ny tany efa nomeko anareo avy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara