23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina ny androtr’iny ihany, satria voaozon’Andriamanitra izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Aza lotoina ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+
27 Rehefa hilentika ny masoandro, dia nasain’i Josoa nesorina teo amin’ny tsato-kazo+ izy ireo ka natsipy tao amin’ilay lava-bato niafenany. Ary nasiana vato be teo am-bavan’ilay lava-bato, ka mbola eo izany mandraka androany.