FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina ny androtr’iny ihany, satria voaozon’Andriamanitra izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Aza lotoina ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+

  • Josoa 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ary nahantony teo amin’ny tsato-kazo ny mpanjakan’i Ay,+ mandra-paharivan’ny andro.+ Rehefa nadiva hilentika ny masoandro, dia nasain’i Josoa nampidinina+ avy teo amin’ilay tsato-kazo ny fatiny, ka natsipy teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’ny tanàna, ary nananganana antontam-bato teo amboniny. Mbola ao izany mandraka androany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara