-
Josoa 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary hoy ny navalin’izy ireo an’i Josoa: “Notantaraina tsara taminay mpanomponao mantsy, fa i Jehovah Andriamanitrao efa nandidy an’i Mosesy mpanompony hanome anareo ity tany manontolo ity, ka handringana ny mponina rehetra eto tsy ho eo anoloanareo.+ Koa noho ny aminareo dia natahotra mafy izahay ny amin’ny ainay,*+ ka nanao izany zavatra izany.+
-