22 Rehefa niakatra nankany Negeba+ izy ireo, dia tonga tao Hebrona.+ Nonina tao ry Ahimana sy Sesay ary Talmay,+ izay samy terak’i Anàka.+ Fito taona talohan’i Zoana+ any Ejipta no efa voaorina i Hebrona.+
28 Hiakatra ho aiza isika? Efa nampihorohoro ny fontsika+ ny rahalahintsika rehefa nilaza hoe: “Vaventy sy lava noho isika+ ny olona, ary lehibe ny tanàna sady misy manda manakatra ny lanitra.+ Hitanay tany koa ny taranaky ny Anakita.”’+