11 dia hidina avy eo Sefama ka hitohy any Ribla, any atsinanan’i Aina, ary hidina ihany ka hipaka amin’ilay tehezan-kavoana amin’ny ilany atsinanan’ny ranomasin’i Kinereta,+
17 ary koa i Araba sy ny Reniranon’i Jordana sy ny morony, manomboka any Kinereta+ ka hatrany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira+ izay eo am-pototry ny tehezan’i Pisga+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro.