Genesisy 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ary koa ny Jebosita,+ ny Amorita,+ ny Girgasita, Mpitsara 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+
21 Ary tsy noroahin’ny taranak’i Benjamina ny Jebosita nonina tao Jerosalema,+ fa mbola miara-monina amin’izy ireo ao ihany mandraka androany.+