Josoa 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary avy teo Bala indray no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nitohy hatrany Timna,+ Mpitsara 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nidina nankany Timna+ i Samsona, ka nahita vehivavy anankiray anisan’ireo zanakavavin’ny Filistinina.
10 ary avy teo Bala indray no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nitohy hatrany Timna,+
14 Ary nidina nankany Timna+ i Samsona, ka nahita vehivavy anankiray anisan’ireo zanakavavin’ny Filistinina.