Genesisy 24:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia niditra tao an-trano ralehilahy. Ary namaha ny entana teo amin’ny rameva i Labana, ka nanome mololo sy sakafo ho an’ny rameva, ary nanome rano ho an-dralehilahy sy ny olona niaraka taminy mba hanasany tongotra.+ Genesisy 43:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampidirin-dralehilahy tao an-tranon’i Josefa izy ireo ka nomeny rano hanasany tongotra.+ Ary nomeny sakafo ny ampondrany.+
32 Dia niditra tao an-trano ralehilahy. Ary namaha ny entana teo amin’ny rameva i Labana, ka nanome mololo sy sakafo ho an’ny rameva, ary nanome rano ho an-dralehilahy sy ny olona niaraka taminy mba hanasany tongotra.+
24 Dia nampidirin-dralehilahy tao an-tranon’i Josefa izy ireo ka nomeny rano hanasany tongotra.+ Ary nomeny sakafo ny ampondrany.+