FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 ‘Misy olona tsy manjary avy eo aminareo,+ ary mitady hampiala ny mponina ao an-tanànany amin’Andriamanitra+ izy, ka manao hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay tsy fantatrao’,

  • Mpitsara 20:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Atolory anay ireo lehilahy+ tsy manjary+ ao Gibea+ ireo mba hamonoanay azy ho faty,+ ary aoka hesorintsika tsy ho eto amin’ny Israely ny ratsy.”+ Tsy nety nihaino ny tenin’ny zanak’Israely rahalahiny anefa ny taranak’i Benjamina.+

  • Ohabolana 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mpandaingalainga ny olona tsy manjary,+ eny, ny olona mitetika ny hanao ratsy.+

  • Ohabolana 16:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Zava-dratsy no fongarin’ny olona tsy manjary,+ ary toy ny misy afo mandoro eo amin’ny molony.+

  • Nahoma 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Eny an-tendrombohitra ny tongotr’ilay mitondra vaovao tsara sy manambara fiadanana.+ Ankalazao ireo fetinao,+ ry Joda ô! Efao ny voadinao,+ satria tsy hisy handalo eo aminao intsony ny olona tsy manjary,+ ary ho ringana tanteraka izy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara