Jeremia 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanjary toy ny soavaly maimay mitady vavy sy manana vihy matanjaka izy ireo, ka mitady ny vadin’ny namany avy.+ Hosea 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efa nanao zava-dratsy tafahoatra izy ireo,+ toy ny tamin’ny andro nitrangan’izany tany Gibea.+ Koa hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoany,+ ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany. Hosea 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Efa tamin’ireny fotoana tany Gibea+ ireny no nanotan’ny+ Israely. Tsy niova izy ireo tany. Tsy nahatratra azy tany Gibea ny ady+ amin’ny zanaky ny tsy fahamarinana. Efesianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.
8 Nanjary toy ny soavaly maimay mitady vavy sy manana vihy matanjaka izy ireo, ka mitady ny vadin’ny namany avy.+
9 Efa nanao zava-dratsy tafahoatra izy ireo,+ toy ny tamin’ny andro nitrangan’izany tany Gibea.+ Koa hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoany,+ ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.
9 “Efa tamin’ireny fotoana tany Gibea+ ireny no nanotan’ny+ Israely. Tsy niova izy ireo tany. Tsy nahatratra azy tany Gibea ny ady+ amin’ny zanaky ny tsy fahamarinana.
19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.