Mpitsara 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nitsangana hamely ahy ireo mponina tao Gibea ka nohodidininy ilay trano nisy ahy, nony alina. Izaho no nokasainy hovonoina, kanjo ny vadikeliko no novetavetainy+ ka maty tamin’ny farany.+
5 Ary nitsangana hamely ahy ireo mponina tao Gibea ka nohodidininy ilay trano nisy ahy, nony alina. Izaho no nokasainy hovonoina, kanjo ny vadikeliko no novetavetainy+ ka maty tamin’ny farany.+