Mpitsara 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia tonga ravehivavy rehefa nadiva ho maraina ny andro, ary nidaraboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’ilay lehilahy nitoeran’ny tompony+ izy, ka teo mandra-pahazavan’ny andro.
26 Dia tonga ravehivavy rehefa nadiva ho maraina ny andro, ary nidaraboka teo amin’ny fidirana amin’ny tranon’ilay lehilahy nitoeran’ny tompony+ izy, ka teo mandra-pahazavan’ny andro.