FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tsy nety nihaino an’ilay lahiantitra anefa ireo lehilahy ireo. Koa nalain-dralehilahy ilay vadikeliny+ ka navoakany ho eo amin’izy ireo. Dia nanao firaisana taminy izy ireo,+ ka tsy nitsahatra nanao an-keriny+ an-dravehivavy nandritra ny alina mandra-maraina. Ary rehefa nanomboka nazava ratsy ny andro vao nalefan’ireo izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara