FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha ao amin’ny iray amin’ny tanàna omen’i Jehovah Andriamanitrao anao mba honenanao no andrenesanao filazana hoe:

  • Josoa 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa rehefa nandre izany ny zanak’Israely,+ dia nivory tao Silo+ izy rehetra mba hiakatra hanafika azy ireo.+

  • Mpitsara 21:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy ny zanak’Israely: “Iza tamin’ny foko rehetran’ny Israely no tsy tonga teo anivon’ny fiangonana, teo anatrehan’i Jehovah? Efa nisy fianianana lehibe+ natao mantsy momba an’izay tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa, nanao hoe: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty izy.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara