1 Samoela 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa nanjary fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ fa nekena ho mpaminanin’i Jehovah i Samoela.+ 2 Samoela 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetran’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka+ mba hahafantarako ny isany.”+
20 Koa nanjary fantatry ny Israely rehetra hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ fa nekena ho mpaminanin’i Jehovah i Samoela.+
2 Koa hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetran’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka+ mba hahafantarako ny isany.”+