2 Tantara 32:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy mba namaly ny soa natao taminy anefa i Hezekia,+ satria nanjary nirehareha+ ny fony. Koa tezitra+ taminy sy tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra. Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+
25 Tsy mba namaly ny soa natao taminy anefa i Hezekia,+ satria nanjary nirehareha+ ny fony. Koa tezitra+ taminy sy tamin’ny Joda sy Jerosalema Andriamanitra.
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
5 Izao no nolazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona matoky olona+ sy miantehitra amin’ny sandry nofo,+ ka miala amin’i Jehovah ny fony.+