Ohabolana 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mampianatra olona hanao zavatra amim-pahendrena ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra.+ Ohabolana 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+ Ohabolana 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+ Lioka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
33 Mampianatra olona hanao zavatra amim-pahendrena ny fahatahorana an’i Jehovah,+ ary ny fanetren-tena dia mialoha ny voninahitra.+
4 Ny vokatry ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an’i Jehovah dia harena sy voninahitra ary fiainana.+
23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+