Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Ohabolana 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+ Lioka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+ Jakoba 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Manetre tena eo anatrehan’i Jehovah,+ dia hanandratra anareo izy.+
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
23 Ny fiheveran’ny olona ny tenany ho ambony no hampietry azy,+ fa izay manetry tena kosa no hahazo voninahitra.+