8 Sandry nofo+ no momba azy, fa i Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hanampy antsika+ sy hiady ho antsika.”+ Dia nankahery ny vahoaka ny tenin’i Hezekia mpanjakan’ny Joda.+
3 Olombelona ihany+ ny Ejipsianina, fa tsy Andriamanitra, ary nofo ihany ny soavaliny,+ fa tsy fanahy. Haninjitra ny tanany i Jehovah, dia tsy maintsy ho tafintohina ilay manampy, ary hianjera ilay ampiana,+ ka hiaraka ho levona izy rehetra.