9 Fa aza mikomy amin’i Jehovah fotsiny!+ Ary aza atahorana ny olona ao amin’io tany io,+ fa sakafontsika ireo. Efa tsy manam-piarovana intsony izy,+ ary i Jehovah no momba antsika,+ ka aza matahotra azy.”+
12 Ary mitarika anay ilay tena Andriamanitra+ sy ny mpisorony+ ary ny trompetra fanairana+ izay hotsofina rehefa hamely anareo izahay. Koa aza miady amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo,+ ry zanak’Israely ô, fa tsy handresy ianareo.”+